|
|
|
|

Teny iditra1  manetra rano mena
Singan-teny  2 manetra, 3 rano, 4 mena
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 manohitra ny olona efa tezitra, na efa tezitra ilay olona no tonga eo ianao [1.1]
Tovy hevitra  7 mitsenaranomena

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23